Nehemiah 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany ny olo-manankaja amin’ny Joda dia nampitondra taratasy maro ho any amin’i Tobia ary ny avy tamin’i Tobia kosa dia tonga tany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany ny lehibe sasany tamin’i Jodà dia nampitombo ho maro ny taratasy nalefany tany amin’i Tobia, ary ny taratasin’i Tobia koa tonga nankatỳ amin’izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny loholona jiosy dia nampitondra taratasy maro ho any amin’i Tôbià; ary ny taratasy avy tamin’i Tôbià kosa tonga atỳ amin’ireo loholona ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany ny manan-kaja amin'ny Joda dia nampitondra taratasy maro ho any amin'i Tobia, ary ny avy tamin'i Tobia kosa tonga tany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany ny olo-manankaja amin’ny Joda dia nampitondra taratasy maro ho any amin’i Tobia ary ny avy tamin’i Tobia kosa dia tonga tany aminy.
malagasy
Ary tamin'izany andro izany ny manan-kaja amin'ny Joda dia nampitondra taratasy maro ho any amin'i Tobia, ary ny avy tamin'i Tobia kosa tonga tany aminy.