Nehemiah 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy maro tany Joda izay efa nianiana niray tetika taminy satria vinanton’i Sekania, zanak’i Ara, izy; ary efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama zanak’i Berekia i Johanana zanany lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria maro tamin’ny lehiben’i Jodà no efa tafaray taminy tamin’ny fianianana, noho izy vinanton’i Sekeniasa zanak’i Areà, sy noho i Johanàna zanany lahy nanambady ny zanaka vavin’i Mosolama, zanak’i Barakia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Betsaka manko ny Jiosy efa nianiana niray tetika taminy, noho izy vinanton’i Sekanià zanakalahin’i Ara; ary i Jôhanàna zanakalahin’i Tôbià koa efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama zanakalahin’i Berekià.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy maro tany Joda efa nianiana niray tetika taminy, satria vinanton'i Sekania, zanak'i Ara, izy; ary Johanana zananilahy efa nanambady ny zanakavavin'i Mesolama, zanak'i Berekia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy maro tany Joda izay efa nianiana niray tetika taminy satria vinanton’i Sekania, zanak’i Ara, izy; ary efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama zanak’i Berekia i Johanana zanany lahy.
malagasy
Fa nisy maro tany Joda efa nianiana niray tetika taminy, satria vinanton'i Sekania, zanak'i Ara, izy; ary Johanana zananilahy efa nanambady ny zanakavavin'i Mesolama, zanak'i Berekia.Ary nisy koa teo anatrehako nilaza ny soa nataony ary nilaza ny teniko tany aminy kosa. Ary Tobia kosa nampitondra taratasy hampitahotra ahy.