Nehemiah 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy koa nilaza ny soa nataony teo anatrehako ary nilaza ny teniko tany aminy kosa. Nampitondra taratasy hampitahotra ahy kosa i Tobia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilaza ny hatsaran-toetrany teo anatrehako aza izy ireo, ary ny teniko notateriny taminy. Nampitondra taratasy hampitahotra ahy i Tobia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao tsara laza an’i Tôbià teo anatrehako ry zareo sady nitatitra ny teniko tany aminy; i Tôbià kosa nampitondra taratasy hampitahotra ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy koa teo anatrehako nilaza ny soa nataony ary nilaza ny teniko tany aminy kosa. Ary Tobia kosa nampitondra taratasy hampitahotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy koa nilaza ny soa nataony teo anatrehako ary nilaza ny teniko tany aminy kosa. Nampitondra taratasy hampitahotra ahy kosa i Tobia.
malagasy
Ary nisy koa teo anatrehako nilaza ny soa nataony ary nilaza ny teniko tany aminy kosa. Ary Tobia kosa nampitondra taratasy hampitahotra ahy.