Nehemiah 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nandefa iraka ho any amiko i Sanibala sy i Gasema ka niteny hoe: Avia isika hihaona ao amin’izay vohitra iray amin’ny tany lemak’i Ono. Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- nefa hatramin’io fotoana io mbola tsy nataoko tamin’ny varavarana ny lelany,- dia naniraka nankatỳ amiko i Sanabalata sy i Gôsena, hilaza hoe: «Tongava, fa aoka isika hihaona kely any amin’ireo vohitra amin’ny lohasahan’i Onô.» Ny hanisy ratsy ahy no heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nandefa iraka hankatỳ amiko i Sanebalato sy i Gesema hilaza hoe: –Tongava mba hihaona ao Kefirîma amin’ny tany lemak’i Onao isika! Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
dia naniraka ho any amiko Sanbala sy Gasema ka nanao hoe: Avia isika hihaona ao amin'izay vohitra anankiray amin'ny tany lemak'i Ono. Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nandefa iraka ho any amiko i Sanibala sy i Gasema ka niteny hoe: Avia isika hihaona ao amin’izay vohitra iray amin’ny tany lemak’i Ono. Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.
malagasy
dia naniraka ho any amiko Sanbala sy Gasema ka nanao hoe: Avia isika hihaona ao amin'izay vohitra anankiray amin'ny tany lemak'i Ono. Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.