Nehemiah 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka hankany aminy kosa aho hilaza hoe: Asa lehibe no ataoko ka tsy afa-midina aho; nahoana no hilaozako midina any aminareo ny asa ka hatsahatra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa iraka aho hilaza aminy hoe: «Asa lehibe no ataoko ka tsy afa-midina aho. Ary nahoana ange ny asa no hiato, fa hilaozako hankany aminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa iraka hankany aminy kosa aho hanao hoe: –Asa lehibe no ataoko ka tsy afa-midina aho; raha ilaozako midina any aminareo manko ny asa, dia hiato.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka olona hankany aminy kosa aho hanao hoe: Asa lehibe no ataoko, ka tsy afa-midina aho; nahoana no hilaozako midina any aminareo ny asa ka hatsahatra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka hankany aminy kosa aho hilaza hoe: Asa lehibe no ataoko ka tsy afa-midina aho; nahoana no hilaozako midina any aminareo ny asa ka hatsahatra?
malagasy
Dia naniraka olona hankany aminy kosa aho hanao hoe: Asa lehibe no ataoko, ka tsy afa-midina aho; nahoana no hilaozako midina any aminareo ny asa ka hatsahatra?