Nehemiah 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa mbola nandefa iraka tamiko inefatra araka izany ihany izy; ary mbola namaly azy toy izany hatrany ihany koa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inefatra izy no nampitondra tamiko izany hevitra izany, nefa izany ihany no navaliko azy hatrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nandefa iraka tamiko inefatra miantoana araka izany ihany izy roa lahy; saingy izany ihany koa no navaliko azy hatrany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa mbola naniraka tamiko inefatra araka izany ihany izy; ary izaho kosa dia mbola namaly azy toy izany ihany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa mbola nandefa iraka tamiko inefatra araka izany ihany izy; ary mbola namaly azy toy izany hatrany ihany koa aho.
malagasy
Kanefa mbola naniraka tamiko inefatra araka izany ihany izy; ary izaho kosa dia mbola namaly azy toy izany ihany koa.