Nehemiah 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirahin’i Sanibala fanindiminy hankeo amiko ny zatovony, araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tanany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nirahin’i Sanabalata fanindiminy, araka izany ihany indray, ny mpanompony, nitondra taratasy nivelatra teny an-tanany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirahin’i Sanebalato fanindiminy hankatỳ amiko ny mpanompony, nitondra taratasy nivelatra teny an-tanany
Malagasy Bible 1865
Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirahin’i Sanibala fanindiminy hankeo amiko ny zatovony, araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tanany
malagasy
Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany,