Nehemiah 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady efa nanendry ny mpaminany maro hilaza anao any Jerosalema hoe Mpanjaka any Joda! Ankehitriny dia ho ren’ny mpanjaka izany teny izany. Koa avia isika hiara-mihevitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa nanendry mpaminany ianao aza, hiantso ampahibemaso ao Jerosalema hoe: Efa misy mpanjaka any Jodà, mantsy anao. Ary ankehitriny dia ampandrenesina izany raharaha izany ny mpanjaka, ka avia dia hiara-mihevitra isika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanendry mpaminany mihitsy aza ianao mba hanambara ao Jerosalema fa ianao no mpanjakan’i Joda. Ankehitriny dia ho ren’ny amperôra izany raharaha izany; koa avia isika hiara-mikaon-doha.»
Malagasy Bible 1865
sady efa nanendry ny mpaminany maro hilaza anao any Jerosalema hoe Mpanjaka any Joda; ary ankehitriny dia ho ren'ny mpanjaka izany teny izany; koa avia isika hiara-mihevitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady efa nanendry ny mpaminany maro hilaza anao any Jerosalema hoe Mpanjaka any Joda! Ankehitriny dia ho ren’ny mpanjaka izany teny izany. Koa avia isika hiara-mihevitra.
malagasy
sady efa nanendry ny mpaminany maro hilaza anao any Jerosalema hoe Mpanjaka any Joda; ary ankehitriny dia ho ren'ny mpanjaka izany teny izany; koa avia isika hiara-mihevitra.