Nehemiah 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka ho any aminy aho hilaza hoe: Tsy marina izany zavatra lazainao izany fa tao am-ponao ihany no namoronanao azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka tany aminy aho, hilaza hoe: «Tsy misy nitranga araka izany zavatra lazainao izany, fa zavatra foronin’ny sainao fotsiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa iraka ho any amin’i Sanebalato aho hanao hoe: –Tsy marina izany zavatra lazainao izany fa noforoninao fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka ho any aminy aho hanao hoe: Tsy marina izany zavatra lazainao izany, fa tao am-ponao ihany no namoronanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka ho any aminy aho hilaza hoe: Tsy marina izany zavatra lazainao izany fa tao am-ponao ihany no namoronanao azy!
malagasy
Dia naniraka ho any aminy aho hanao hoe: Tsy marina izany zavatra lazainao izany, fa tao am-ponao ihany no namoronanao izany.