Nehemiah 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ta hampatahotra anay izy rehetra ka hoy izy: Ho kivy amin’ny asa izy ka tsy hahatontosa. Koa ankehitriny ampaherezo re aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hampitahotra anay no kendren’izy rehetra, satria hoy izy: «Hihaosa ny tanany dia hilaozany ny asa, ka tsy ho tontosa. Koa ankehitriny herezo ny tanako, ry Andriamanitro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hampatahotra anay manko no kendren’izy rehetra, satria heveriny fa ho kivy amin’ny asa izahay ka tsy hahatontosa. «Koa ankehitriny herezo aho, Andriamanitra ô!»
Malagasy Bible 1865
Fa ta-hampahatahotra anay izy rehetra, ka hoy izy: Ho kivy amin'ny asa izy ka tsy hahatontosa. Koa ankehitriny ampaherezo e ny tanako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ta hampatahotra anay izy rehetra ka hoy izy: Ho kivy amin’ny asa izy ka tsy hahatontosa. Koa ankehitriny ampaherezo re aho!
malagasy
Fa ta-hampahatahotra anay izy rehetra, ka hoy izy: Ho kivy amin'ny asa izy ka tsy hahatontosa. Koa ankehitriny ampaherezo e ny tanako!