Nehemiah 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony vita ny manda ka voalatsako ny lelam-bavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny levita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vita ny manda ka efa nalatsako ny lela vavahady, dia ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny levita no napetraka hiambina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony vita ny manda ka voalatsako ny lela-vavahady, dia napetraka tamin’ny fandraharahany avy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny levita.
Malagasy Bible 1865
Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony vita ny manda ka voalatsako ny lelam-bavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny levita*,
malagasy
Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita,