Nehemiah 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny taranak’i Pahata-Moaba, avy tamin’ny zanak’i Josoa sy i Joaba: Valo amby folo sy valonjato sy roa arivo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 2.818, ny taranak’i Fahata-Moaba, avy amin’ny taranak’i Jôsoe sy i Jôaba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Pahata-Môaba, izany hoe ireo taranak’i Jesoa sy i Jôaba, dia nisy lehilahy 2 818;
Malagasy Bible 1865
ny taranak'i Pahatamoaba, dia avy tamin'ny zanak'i Jesoa sy Joaba, dia valo ambin'ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny taranak’i Pahata-Moaba, avy tamin’ny zanak’i Josoa sy i Joaba: Valo amby folo sy valonjato sy roa arivo;
malagasy
ny taranak'i Pahatamoaba, dia avy tamin'ny zanak'i Jesoa sy Joaba, dia valo ambin'ny folo amby valon-jato sy roa arivo;