Nehemiah 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny taranak’i Binoy: Valo amby efapolo sy eninjato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 648, ny taranak’i Banaì;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Binoy dia nisy lehilahy 648;
Malagasy Bible 1865
ny taranak'i Binoy dia valo amby efa-polo amby enin-jato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny taranak’i Binoy: Valo amby efapolo sy eninjato;
malagasy
ny taranak'i Binoy dia valo amby efa-polo amby enin-jato;