Nehemiah 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny taranak’i Azgada: Roa amby roapolo sy telonjato sy roa arivo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 2.322, ny taranak’i Azgada;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Hazgada dia nisy lehilahy 2 322;
Malagasy Bible 1865
ny taranak'Azgada dia roa amby roa-polo amby telon-jato amby roa arivo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny taranak’i Azgada: Roa amby roapolo sy telonjato sy roa arivo;
malagasy
ny taranak'Azgada dia roa amby roa-polo amby telon-jato amby roa arivo;