Nehemiah 7:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’i Adonikama: Fito amby enimpolo sy eninjato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 667 ny taranak’i Adônikama;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Adônikama dia nisy lehilahy 667;
Malagasy Bible 1865
ny zanak'i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’i Adonikama: Fito amby enimpolo sy eninjato;
malagasy
ny zanak'i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato;