Nehemiah 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny taranak’i Bigvay: Fito amby enimpolo sy roa arivo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 2.067 ny taranak’i Begoai;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Bigvay dia nisy lehilahy 2 067;
Malagasy Bible 1865
ny taranak'i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny taranak’i Bigvay: Fito amby enimpolo sy roa arivo;
malagasy
ny taranak'i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo;