Nehemiah 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia notendreko i Hanany rahalahiko sy i Hanania, lehiben’ny tao an-dapa mba hitandrina an’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Hananì rahalahiko sy i Anania lehiben’ny rova no nomeko fahefana amin’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky sy mahatahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notendreko hitantana an’i Jerosalema i Hanany rahalahiko sy i Hananià, lehiben’ny tranomimanda, izay lehilahy mahatoky sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro.
Malagasy Bible 1865
dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben'ny tao an-dapa, hitandrina an'i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia notendreko i Hanany rahalahiko sy i Hanania, lehiben’ny tao an-dapa mba hitandrina an’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro.
malagasy
dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben'ny tao an-dapa, hitandrina an'i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro.