Nehemiah 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny taranak’i Adina: Dimy amby dimampolo sy eninjato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 655 ny taranak’i Adìna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Hadîna dia nisy lehilahy 655;
Malagasy Bible 1865
ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny taranak’i Adina: Dimy amby dimampolo sy eninjato;
malagasy
ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;