Nehemiah 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mponina tany Betlehema sy Netofa: Valo amby valopolo amby zato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 188, ny mponina tao Betlehema sy i Netôfa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Betlehema sy i Netôfà dia nisy lehilahy 188;
Malagasy Bible 1865
Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mponina tany Betlehema sy Netofa: Valo amby valopolo amby zato;
malagasy
Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;