Nehemiah 7:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mponina tany Bety-Azmaveta: Roa amby efapolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 42 ny mponina tao Beta-Azmôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Bety-Hazmavety dia nisy lehilahy 42;
Malagasy Bible 1865
ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mponina tany Bety-Azmaveta: Roa amby efapolo;
malagasy
ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;