Nehemiah 7:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mponina tany Kiriata-Jearima sy Kefira ary Berota: Telo amby efapolo sy fitonjato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 743 ny mponina tao Kariatiarima sy i Kefirà ary i Berôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Kiriata-Jeharima sy i Kefirà ary i Beerôta dia nisy lehilahy 743;
Malagasy Bible 1865
ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mponina tany Kiriata-Jearima sy Kefira ary Berota: Telo amby efapolo sy fitonjato;
malagasy
ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;