Nehemiah 7:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mponina tany Betela sy Ay: Telo amby roapolo amby zato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 123 ny mponina tao Betela sy i Haì;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Betela sy i Hay dia nisy lehilahy 123;
Malagasy Bible 1865
ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby zato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mponina tany Betela sy Ay: Telo amby roapolo amby zato;
malagasy
ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby zato;