Nehemiah 7:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mponina tany amin’ilay Nebo iray: Roa amby dimampolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisy 52 ny mponina tao amin’ny Nebao anankiray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’ilay Nebao anankiray dia nisy lehilahy 52;
Malagasy Bible 1865
ny mponina tany amin'ilay Nebo anankiray dia roa amby dimam-polo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mponina tany amin’ilay Nebo iray: Roa amby dimampolo;
malagasy
ny mponina tany amin'ilay Nebo anankiray dia roa amby dimam-polo;