Nehemiah 7:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’i Sena: Telopolo sy sivinjato sy telo arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nisy 3.930, ny zanak’i Senaà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 930.
Malagasy Bible 1865
ny zanak'i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’i Sena: Telopolo sy sivinjato sy telo arivo.
malagasy
ny zanak'i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.