Nehemiah 7:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpisorona dia izao: Ny taranak’i Jedaia, avy tamin’ny fianakavian’i Josoa: Telo amby fitopolo sy sivinjato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpisorona: 973 ny taranak’i Idaiasa, avy amin’ny fianakavian’i Jôsoe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny mpisorona kosa dia izao: ny terak’i Jedaià, izany hoe ny fianakaviamben’i Jesoa, dia nisy lehilahy 973;
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpisorona dia izao: Ny taranak’i Jedaia, avy tamin’ny fianakavian’i Josoa: Telo amby fitopolo sy sivinjato;
malagasy
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;