Nehemiah 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Malalaka sy lehibe moa ny tanàna, nefa vitsy olona sady tsy mbola vita ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady malalaka no lehibe ny tanàna, nefa vitsy ny mponina eo afovoany, sady mbola tsy voaorina indray ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Malalaka sy lehibe ny tanànan’i Jerosalema, nefa vitsy mponina sady tsy mbola voaorina indray ny trano.
Malagasy Bible 1865
Ary malalaka sy lehibe ny tanàna, nefa vitsy olona, sady tsy mbola vita ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Malalaka sy lehibe moa ny tanàna, nefa vitsy olona sady tsy mbola vita ny trano.
malagasy
Ary malalaka sy lehibe ny tanàna, nefa vitsy olona, sady tsy mbola vita ny trano.