Nehemiah 7:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiandry varavarana dia izao: Ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita, ny taranak’i Sobay: Valo amby telopolo amby zato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpiandry varavarana: 138 ny taranak’i Seloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Telmôna, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita ny taranak’i Sôbay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny mpiandry varavarana koa dia ny terak’ireto olona manaraka ireto: i Saloma, i Atera, i Talmôna, i Hakoba, i Hatità, ary i Sôbay; ka nisy lehilahy 138.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiandry varavarana dia izao: Ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita, ny taranak’i Sobay: Valo amby telopolo amby zato.
malagasy
Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato.