Nehemiah 7:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Netinima dia izao: Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natineanina: ny taranak’i Sohà, ny taranak’i Hasofà, ny taranak’i Tebaôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ireo mpanampy ny levita koa dia ny terak’ireto olona manaraka ireto: i Tsihà, i Hasofà, i Tabahôta,
Malagasy Bible 1865
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Netinima* dia izao: Ny taranak’i Ziha, ny taranak’i Hasofa, ny taranak’i Tabaota,
malagasy
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota,