Nehemiah 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny olo-manankaja sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan’izay niakatra voalohany ka izao no hitako voasoratra tao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nomen’Andriamanitra hevitra aho hamory ny lehibe sy ny andriambaventy mbamin’ny vahoaka, mba hakana ny isany. Ary nahita boky nanoratana ny firazanan’izay niakatra voalohany aho, ka izao no hitako voasoratra ao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny loholona sy mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba hakana ny isany. Ary hitako ny boky nanoratana ny lisitr’ireo tafaverina voalohany avy any an-tsesitany, ka izao no hitako voasoratra tao:
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'Andriamanitro hevitra aho hamory ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoaka, mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan'izay niakatra voalohany, ka izao no hitako voasoratra tao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny olo-manankaja sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan’izay niakatra voalohany ka izao no hitako voasoratra tao:
malagasy