Nehemiah 7:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia ireto: Ny taranak’i Sotahy, ny taranak’i Sofereta, ny zanak’i Perida,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taranaky ny mpanompon’i Salômôna: ny taranak’i Sôtaì, ny taranak’i Sôfereta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ireo mpanompon’i Salômôna koa dia ny terak’ireto olona manaraka ireto: i Sôtahy, i Sôfereta, i Peridà,
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona koa dia izao: Ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny zanak'i Perida,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia ireto: Ny taranak’i Sotahy, ny taranak’i Sofereta, ny zanak’i Perida,
malagasy
Ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona koa dia izao: Ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny zanak'i Perida,