Nehemiah 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no lehilahy tamin’izany fari-piadidiana izany, izay niakatra avy tamin’ny fahababoana, dia ireo nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, nefa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto ny ambanivohitra avy nasesitany izay nentin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, ho babo ary niverina ho any Jerosalema sy i Jodà, samy any an-tanànany avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tamin’ireo olona nobaboin’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, dia ireto ny teraky ny faritanin’i Joda izay niala sesitany ka nitodi-doha ho any Jerosalema sy Joda, samy niverina ho any an-tanànany avy;
Malagasy Bible 1865
Izao no lehilahy amin'izany tany izany, izay niakatra avy tamin'ny fahababoana, dia ireo nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no lehilahy tamin’izany fari-piadidiana izany, izay niakatra avy tamin’ny fahababoana, dia ireo nobaboin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, nefa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy,
malagasy