Nehemiah 7:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia roa amby sivifolo sy telonjato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy 392 no tontalin’ny Natineanina sy ny taranaky ny mpanompon’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tontalin’ireo mpanampy ny levita sy ireo mpanompon’i Salômôna dia nisy lehilahy 392.
Malagasy Bible 1865
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona dia roa amby sivifolo sy telonjato.
malagasy
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.