Nehemiah 7:63 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny mpisorona dia izao: Ny taranak’i Hobaia, ny taranak’i Hakoza, ny taranak’i Barizilay; nampaka-bady avy tamin’ny zanakavavin’i Barizilay gileadita io ka notononina araka ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny tamin’ny mpisorona dia ny taranak’i Hôbià, ny taranak’i Akôsa, ny taranak’i Berzelai, izay naka ho vady ny anankiray tamin’ny zanaka vavin’i Berzelai, Galaadita, ka dia nantsoina amin’ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nisy tamin’ireo mpisorona koa niharan’izany tarehin-javatra izany, dia ny taranak’i Hôbaià sy i Hakôtsa ary i Barzilay; (nantsoina araka izany anarana izany i Barzilay noho izy nanambady ny zanakavavin’i Barzilay izay avy any Gilehada).
Malagasy Bible 1865
Ary ny avy tamin'ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Hobaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny mpisorona dia izao: Ny taranak’i Hobaia, ny taranak’i Hakoza, ny taranak’i Barizilay; nampaka-bady avy tamin’ny zanakavavin’i Barizilay gileadita io ka notononina araka ny anarany.
malagasy
Ary ny avy tamin'ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Hobaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany.