Nehemiah 7:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, saingy tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ny fisoronana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikaroka ny taratasy vavolombelon’ny firazanany izy ireo, fa tsy nahita, ka dia nolazaina ho tsy madio, tsy mahatana ny fisoronana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitady ny taratasy milaza ny firazanany ry zareo saingy tsy nahita; dia noheverina ho tsy madio ara-pivavahana izy ka nahantona tsy hanao fisoronana.
Malagasy Bible 1865
Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, saingy tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ny fisoronana.
malagasy
Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.