Nehemiah 7:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo; ary nanana mpihira lahy sy mpihira vavy dimy amby efapolo sy roanjato izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy ny mpanompony, lahy amana vavy, izay nisy 7.337. Nisy mpihira, lahy amana vavy, 200 tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka taminy koa ny mpanompo lahy sy vavy miisa 7 337, ny mpihira lahy sy vavy miisa 245;
Malagasy Bible 1865
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo; ary nanana mpihira lahy sy mpihira vavy dimy amby efapolo sy roanjato izy;
malagasy
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy;