Nehemiah 7:71 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Drakma volamena roa alina sy volafotsy roa arivo mane ary fanamian’ny mpisorona fito amby enimpolo no nomen’ny olona sisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany amin’ny loham-pianakaviana nanome darìka volamena 20.000, mina volafotsy 2.200, hatao amin’ny rakitra hanaovana ny asa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoaka israelita sisa kosa dia nanome volamena 168 kilao sy volafotsy arivo kilao ary fanamiam-pisoronana 67.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin'ny rakitra hanaovana ny asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Drakma volamena roa alina sy volafotsy roa arivo mane ary fanamian’ny mpisorona fito amby enimpolo no nomen’ny olona sisa.
malagasy
Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin'ny rakitra hanaovana ny asa.