Nehemiah 7:73 — Compare Translations

3 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia toy izany no nahatafapetraka tamin’ny tanànany avy ny mpisorona sy ny levita, ny mpihira, ny mpiandry varavarana, ny olona amin’ny ankapobem-bahoaka, ny Natineanina, ary i Israely rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin'ny vahoaka ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra.
malagasy
Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin'ny vahoaka ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra.