Nehemiah 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Mandehana hano ny matavy ary sotroy ny mamy dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an’ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifaliana avy amin’NY TOMPO no fiarovana mafy ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa i Nehemia tamin’ireo: «Mandehana mihinana hena matavy sy misotro zava-pisotro mamy, ary anatero anjara izay tsy nahavoatra, fa masina ity andro ity ho an’ny Tompontsika; ka aza malahelo fa ny fifaliana amin’i Iaveh no herinareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Hezrà tamin’ny vahoaka: –Ndeha mody ka manaova sakafo tsara sy misotroa zava-pisotro mamy, ary mba anatero anjara izay tsy nahavoatra; satria voatokana ho an’ny Tompontsika ity andro ity. Koa aza malahelo, fa ny hafaliana avy amin’ny TOMPO no herinareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an'ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifaliana avy amin'i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Mandehana hano ny matavy ary sotroy ny mamy dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an’ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifaliana avy amin’NY TOMPO no fiarovana mafy ho anareo.
malagasy