Nehemiah 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampangina ny olona rehetra ny levita ka niteny hoe: Mangìna ianareo fa masina ity andro ity; koa aza malahelo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita koa nampionona ny vahoaka rehetra nanao hoe: «Mangina ianareo fa masina ity andro ity ka aza malahelo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampangina ny vahoaka rehetra koa ny levita ka nanao hoe: –Mangina ianareo fa voatokana ho an’Andriamanitra ity andro ity!
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita nampangina ny olona rehetra ka nanao hoe: Mangina ianareo, fa masina ity andro ity; koa aza malahelo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampangina ny olona rehetra ny levita ka niteny hoe: Mangìna ianareo fa masina ity andro ity; koa aza malahelo ianareo.
malagasy
Ary ny Levita nampangina ny olona rehetra ka nanao hoe: Mangina ianareo, fa masina ity andro ity; koa aza malahelo ianareo.