Nehemiah 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ny olona rehetra hihinana sy hisotro sy hanatitra anjara ho an’ny sasany ary nifaly tokoa ny olona rehetra, satria azony tsara ny teny izay notorina taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy nandeha hihinana sy hisotro ary hampitondra anjara ho an’ny sasany ny vahoaka rehetra, ka nanao fifaliana lehibe. Fa azony tsara ny teny nampahafantarina azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nody izy rehetra mba hihinana sy hisotro ary hanatitra anjara ho an’ny sasany tsy manana ka nanao fifaliana lehibe. Azony tsara manko ny teny izay nampianarina azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha ny olona rehetra hihinana sy hisotro sy hanatitra anjara ho an'ny sasany ary hifaly indrindra, satria azony tsara ny teny izay notorina taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ny olona rehetra hihinana sy hisotro sy hanatitra anjara ho an’ny sasany ary nifaly tokoa ny olona rehetra, satria azony tsara ny teny izay notorina taminy.
malagasy
Dia nandeha ny olona rehetra hihinana sy hisotro sy hanatitra anjara ho an'ny sasany ary hifaly indrindra, satria azony tsara ny teny izay notorina taminy.