Nehemiah 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny dia vory teo amin’i Ezra mpanoradalàna ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny levita mba handinika ny tenin’ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andro faharoa dia nivory teo amin’i Esdrasa mpanora-dalàna, ny loham-pianakavian’ny vahoaka rehetra, mbamin’ny mpisorona sy ny Levita, mba handavorary kokoa ny fianarany ny tenin’ny lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro manaraka, dia nivory teo amin’i Hezrà mpahay lalàna ny loham-pianakaviana israelita rehetra sy ny mpisorona ary ny levita mba handinika bebe kokoa ny tenin’ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny dia vory teo amin'i Ezra mpanora-dalàna ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny Levita mba handinika ny tenin'ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny dia vory teo amin’i Ezra mpanoradalàna ny lohan’ny fianakaviana tamin’ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny levita* mba handinika ny tenin’ny lalàna.
malagasy
Ary nony ampitson'iny dia vory teo amin'i Ezra mpanora-dalàna ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny Levita mba handinika ny tenin'ny lalàna.