Nehemiah 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitany voasoratra teo amin’ny lalàna izay nampandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo ny Zanak’Israely amin’ny andro firavoravoana amin’ny volana fahafito
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hitan’izy ireo voasoratra ao amin’ny lalàna izay nandidian’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy, fa tsy maintsy mitoetra an-tranolay ny zanak’i Israely, mandritra ny fety amin’ny volana fahafito,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hitany voasoratra tao amin’io lalàna izay nampitain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy io, fa tokony hitoetra amina tranotomboka ny Israelita mandritra ny fankalazana ny Tranotomboka amin’ny volana fahafito.
Malagasy Bible 1865
Dia hitany voasoratra teo amin'ny lalàna, izay nampandidian'i Jehovah an'i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin'ny trano rantsan-kazo ny Zanak'Isiraely amin'ny andro firavoravoana amin'ny volana fahafito,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitany voasoratra teo amin’ny lalàna izay nampandidian’NY TOMPO an’i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin’ny trano rantsan-kazo ny Zanak’Israely amin’ny andro firavoravoana amin’ny volana fahafito
malagasy