Nehemiah 8:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentin’i Ezra mpisorona ho eo anatrehan’ny fiangonana, na lahy na vavy, mbamin’izay rehetra afaka mihaino ny lalàna. Andro voalohany tamin’ny volana fahafito tamin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nentin’i Esdrasa mpisorona ny lalàna, ho eo anatrehan’ny fiangonana, dia ny lehilahy sy ny vehivavy mbamin’izay rehetra efa manan-tsaina hahafantatra azy; andro voalohan’ny volana fahafito tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Dia nentin'i Ezra mpisorona ny lalàna tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahafito ho eo anatrehan'ny fiangonana, na lehilahy na vehivavy, mbamin'izay rehetra efa mahahaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentin’i Ezra mpisorona ho eo anatrehan’ny fiangonana, na lahy na vavy, mbamin’izay rehetra afaka mihaino ny lalàna. Andro voalohany tamin’ny volana fahafito tamin’izay.
malagasy