Nehemiah 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosokafan’i Ezra teo imason’ny olona rehetra ny boky satria ambony toerana noho ny olona rehetra izy; ary rehefa nosokafany izany dia nitsangana koa ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosokafan’i Esdrasa teo imason’ny vahoaka rehetra ny boky, fa tafasondrotra ambonin’ny vahoaka rehetra izy, ary rehefa nosokafany dia nitsangana ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanokatra ny boky teo imason’ny vahoaka rehetra i Hezrà, satria ambony toerana noho ny daholobe; ka rehefa nosokafany izany, dia nitsangana koa ny vahoaka rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky (fa ambony toerana noho ny olona rehetra izy); ary rehefa nosokafany izany, dia nitsangana koa ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosokafan’i Ezra teo imason’ny olona rehetra ny boky satria ambony toerana noho ny olona rehetra izy; ary rehefa nosokafany izany dia nitsangana koa ny olona rehetra.
malagasy
Dia nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky (fa ambony toerana noho ny olona rehetra izy); ary rehefa nosokafany izany, dia nitsangana koa ny olona rehetra.