Nehemiah 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Josoa, i Bany, i Serebia, i Jamina, i Akoba, i Sabetahy, i Hodia, i Mahaseia, i Kelita, i Azaria, i Jozabada, i Hanana, i Pelaia ary ny levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin’izay nitoerany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nampianatra ny vahoaka ny lalàna, i Josoe, i Banì, i Sarabiasa, i Jamina, i Akoba, i Septaì, i Odiasa, i Maasiasa, i Kelità, i Azariasa, i Jozabeda, i Hanàna, i Falaisa, mbamin’ny Levita; ka samy nijanona teo amin’ny fitoerany ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana indray ny olona ka samy nijanona teo amin’ny toerany avy. Ary ny levita, ry i Jesoa sy i Banỳ, i Serebià sy i Jamina, i Hakoba sy i Sabetahy, i Hôdià sy i Mahaseià, i Kelità sy i Hazarià, i Jôzabada sy i Hanàna ary i Pelaià, dia nampianatra ny vahoaka ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesoa sy Bany sy Serebia sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada sy Hanana sy Pelaia ary ny Levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin'izay nitoerany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Josoa, i Bany, i Serebia, i Jamina, i Akoba, i Sabetahy, i Hodia, i Mahaseia, i Kelita, i Azaria, i Jozabada, i Hanana, i Pelaia ary ny levita* dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin’izay nitoerany ihany.
malagasy
Ary Jesoa sy Bany sy Serebia sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada sy Hanana sy Pelaia ary ny Levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin'izay nitoerany ihany.