Nehemiah 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’izany volana izany dia niangona ny Zanak’Israely sady nifady hanina no samy nanao akanjo fisaonana sy nihosin-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faha-24n’izany volana izany, nivory hifady hanina ny zanak’i Israely, samy nitafy lasàka sy nanisy vovoka ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro faha-24 tamin’izany volana izany ihany, dia nivory hifady hanina ny Israelita ka samy nitondra akanjo malailay sy nanosim-bovoka ny lohany.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'izany volana izany dia niangona ny Zanak'Isiraely, sady nifady hanina no samy nitafy lamba fisaonana sy nihosin-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’izany volana izany dia niangona ny Zanak’Israely sady nifady hanina no samy nanao akanjo fisaonana sy nihosin-tany.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'izany volana izany dia niangona ny Zanak'Isiraely, sady nifady hanina no samy nitafy lamba fisaonana sy nihosin-tany.