Nehemiah 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ranomasina dia nosarahinao teo anoloany ka nandeha namakivaky teo afovoan’ny ranomasina nandia ny tany maina izy; ary ireo nanenjika azy dia natsipinao hilentika amin’ny lalina tahaka ny vato amin’ny rano manonja.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosarahinao teo anoloan’ireny ny ranomasina ka dia namaky teo afovoan’ny ranomasina nandia tany maina izy; fa ireo mpanenjika azy kosa nazeranao tao amin’ny hantsana, sahala amin’ny vato, ao anatin’ny ranobe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosarahinao teo anoloan’ny razanay ny ranomasina ka nandeha teo afovoany nandia tany maina izy; fa ireo mpanenjika azy kosa natsipinao tao amin’ny hantsana ka nilentika tahaka ny vato amin’ny rano lalina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ranomasina dia nosarahinao teo anoloany, ka nandeha namaky teo afovoan'ny ranomasina nandia ny tany maina izy; ary ireo nanenjika azy dia natsipinao hilentika amin'ny lalina tahaka ny vato amin'ny rano manonja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ranomasina dia nosarahinao teo anoloany ka nandeha namakivaky teo afovoan’ny ranomasina nandia ny tany maina izy; ary ireo nanenjika azy dia natsipinao hilentika amin’ny lalina tahaka ny vato amin’ny rano manonja.
malagasy