Nehemiah 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra azy Ianao, tamin’ny andry rahona raha antoandro ary tamin’ny andry afo nony alina mba hampazava azy, hahitany izay lalana tokony halehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andry rahona no nitarihanao azy raha antoandro, ary andry afo nony alina, mba hanazava eo anatrehany ny lalan-kalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andry rahona no nitarihanao azy raha antoandro, ary andry afo kosa nony alina, mba hanazava ny lalan-kalehany.
Malagasy Bible 1865
Andri-rahona no nitondranao azy raha antoandro, ary andri-afo nony alina, mba hampahazava azy hahitany izay lalana tokony halehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra azy Ianao, tamin’ny andry rahona raha antoandro ary tamin’ny andry afo nony alina mba hampazava azy, hahitany izay lalana tokony halehany.
malagasy
Andri-rahona no nitondranao azy raha antoandro, ary andri-afo nony alina, mba hampahazava azy hahitany izay lalana tokony halehany.