Nehemiah 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nidina tao ambonin’ny tendrombohitra Sinay Ianao dia niteny taminy avy any an-danitra ka nanome azy fitsipika mahitsy sy lalàna marina ary fomba sy didy tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina tany an-tendrombohitra Sinaia Ianao, ka niteny tamin’izy ireo, avy any ambonin’ny lanitra, ary nanome azy fitsipika mahitsy, lalàm-pahamarinana, lalàna aman-didy lavorary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina avy tany an- danitra Ianao dia niteny tamin’ny razanay teo an-tendrombohitra Sinay ary nanome azy fitsipika mahitsy sy lalàna marina ary fepetra sy didy lavorary.
Malagasy Bible 1865
Efa nidina tao ambonin'ny tendrombohitra Sinay Hianao, dia niteny taminy tany an-danitra ka nanome azy fitsipika mahitsy sy lalana marina ary fomba sy didy tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nidina tao ambonin’ny tendrombohitra Sinay Ianao dia niteny taminy avy any an-danitra ka nanome azy fitsipika mahitsy sy lalàna marina ary fomba sy didy tsara.
malagasy
Efa nidina tao ambonin'ny tendrombohitra Sinay Hianao, dia niteny taminy tany an-danitra ka nanome azy fitsipika mahitsy sy lalana marina ary fomba sy didy tsara.