Nehemiah 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahalala azy ny Sabatanao masina Ianao ary i Mosesy mpanomponao dia nampilazainao didy sy fomba ary lalàna taminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahalalainao ny sabatanao masina izy, ary nomenao didy, fitsipika aman-dalàna hotandremana izy, tamin’ny alalan’i Môizy mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny alalan’i Mosesy mpanomponao no nampahalalanao azy ny Sabata izay andro voatokana ho Anao sy nanoloranao azy didy sy fepetra ary lalàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nampahalala azy ny Sabatanao masina Hianao, ary Mosesy mpanomponao nampilazainao didy sy fomba ary lalàna taminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahalala azy ny Sabatanao masina Ianao ary i Mosesy mpanomponao dia nampilazainao didy sy fomba ary lalàna taminy;
malagasy
Ary nampahalala azy ny Sabatanao masina Hianao, ary Mosesy mpanomponao nampilazainao didy sy fomba ary lalàna taminy;